|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fanasarana |
| Fototeny | 2sasatra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Famizanana; fanelingelenana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5l'action de fatiguer, la cause.
[1.3] |
| Teny iditra (2/2) | 6 fanasarana |
| Fototeny | 7sara |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9Fandoavana sarany (hofan-javatra tsy maharitra, miserana).
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|