|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 resa-
Sokajin-teny  2 endritenin' ny hoe resaka
Ohatra  3 Izao izy io, fa efa resa-dehilahy moa izy ity! [2.4#48]
4 resa-be ny anay telo mianaka hatrany an-trano [2.445#80]
5 Marina fa ny resa-bahoaka dia tsy maintsy feno tsaho [2.988]

Teny iditra (2/4)6 resa
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny frantsay  8(de resa ou resaresa : lenteur, mollesse ; allusion aux propriétés médicinales prêtées à la plante).
9Senecio vaingaindranii Scott-Elliot (Asteraceae).
10Sa décoction amère est administrée aux personnes de tempérament lymphatique pour les stimuler.
11Semble renfermer des alcaloïdes.. [Bara] [1.196]
Voambolana  12 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/4)13 Resà
Sokajin-teny  14 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  15Rissah. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  16Rissa. [2.996]
Voambolana  17 Soratra Masina
Tovy hevitra  18risa
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  19Toko sy andininy momba Resà

Teny iditra (4/4)20 Resa
Sokajin-teny  21 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  22Rhesa. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  23Résa. [2.996]
Voambolana  24 Soratra Masina
Tovy hevitra  25reza
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  26Toko sy andininy momba Resa

Fivaditsoratra  27 Esrà, 28 Resa, Resà, resa, 29 sare, 30 sera, Sera

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03