|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 reza |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fandeha valabalaka tsy maka sarotra; famindra miadana sy feno filaminana toy ny mitaritaritongotra.
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 6rezareza |
| Teny iditra (2/2) | 7 Rezà |
| Sokajin-teny | 8 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9Rhesa.
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10Résa.
[2.996] |
| Voambolana | 11 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 12resa |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 13Toko sy andininy momba Rezà |
| Fivaditsoratra | 14 Ezra, 15 Rezà, reza, 16 Zare, ~zare~, 17 zera, Zera |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|