|
|
|
|

Teny iditra1 resaresa
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fandeha miretareta sy tsy afaka mamindra fity (toy ny an' ny ganagana); hakamoana, fiborerana, fitsimozimozy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4démarche traînante, comme celle des canards; lenteur, paresse, mollesse. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  19 resaresa, 20 serasera

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19