|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 resa- |
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe resaka |
| Ohatra |
3 Izao izy io, fa efa resa-dehilahy moa izy ity!
[2.4#48]
4 resa-be ny anay telo mianaka hatrany an-trano [2.445#80] 5 Marina fa ny resa-bahoaka dia tsy maintsy feno tsaho [2.988] |
| Teny iditra (2/4) | 6 resa |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
8(de resa ou resaresa : lenteur, mollesse ; allusion aux propriétés médicinales prêtées à la plante).
9Senecio vaingaindranii Scott-Elliot (Asteraceae). 10Sa décoction amère est administrée aux personnes de tempérament lymphatique pour les stimuler. 11Semble renfermer des alcaloïdes.. [Bara] [1.196] |
| Voambolana | 12 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (3/4) | 13 Resà |
| Sokajin-teny | 14 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
15Rissah.
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16Rissa.
[2.996] |
| Voambolana | 17 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 18risa |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 19Toko sy andininy momba Resà |
| Teny iditra (4/4) | 20 Resa |
| Sokajin-teny | 21 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
22Rhesa.
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
23Résa.
[2.996] |
| Voambolana | 24 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 25reza |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 26Toko sy andininy momba Resa |
| Fivaditsoratra | 27 Esrà, 28 Resa, Resà, resa, 29 sare, 30 sera, Sera |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|