|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 maniry |
| Fototeny | 2iry |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
[mañiry]
4mitsiriritra: Mañiry mañitre dia koa kivahe miambojon-daro (mitsiriritra ny manitra toa alika miambozon-koditra).
[Tanala]
[1.78] 5Mitady hahazo, mitady ho: Maniry an' io toerana io mafy Rakoto ~ Maniry ny ho sakaizanao izy. 6Mitsiriritra: Aza maniry fananan' olona, hoy Andriamanitra ao amin' ny didy fahafolo. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7to wish for, to desire.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8désirer, convoiter.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 13 Ontam-po |
| Mpanahaka | 14 mandritika, 15 mangetahetamitsiriritra, 16 mangirika, 17 mibidibidy, 18 miharana, 19 mikatsaka, 20 milelatanana, 21 milendalenda, 22 mirary, 23 mitady, 24 mitelindrora, 25 mitomany |
| Kamban-teny rehetra | 26Fikambanana 13 amin' io teny io |
| Ohabolana | 27 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 28 maniry |
| Fototeny | 29tsiry |
| Sokajin-teny | 30 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
31Ilazana ny voa izay alevina ao anaty tany ka velona misy aina ary mitombo ho azy irery ao: Maniry sahady ilay namboleko / Maniry ny volombavako.
32Mitsimoka: Maniry daholo ny hazo amin' ny lohataona. 33Mitombo: Maniry marina ny tsy fisian' asa amin' izao andro izao. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
34to sprout, to grow.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
35pousser, croître.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 40 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Kamban-teny rehetra | 41Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 42 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 43 maniry, 44 mariny, 45 miriña |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|