|
|
|
|

Teny iditra1  mikatsaka (katsaka)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Mitady, maniry hahazo: Iza no tsy mikatsaka ny fahasambarana? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  To search for, to seek [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  Chercher; fouiller [1.8]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20