|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1 maina
Fototeny  2haina
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Tsy lena, tsy mando: Efa maina ny lamba ka ampidiro.
5Tsy avy orana: Maina ny andro ka nanahy vary izahay.
6Ritra ny rano tao aminy, tankina: Maina ilay dobon-trondro atsy avaratra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7dry. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8sec. [1.3#419]
9desséché, tari. [1.3#419]
10à sec. [1.8]
Ohatra  11 Tany maina sy trano foana no aty. [2.472]
12 Ny rivotra avy atsimo dia maina koa; [1.38]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tohi-kevitra  23lena
Mpanahaka  24 haraka, 25 karakaina, 26 makiana, 27 mangetana, 28 ritra, 29 tankina, 30 vakyhentana
Kamban-teny rehetra  31Fikambanana 47 amin' io teny io
Ohabolana  32 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/6)33 maina
Fototeny  34haina
Sokajin-teny  35 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  36Diso fanantenana, gaina fa voan' ny tsy nampoizina: Maina ohatra ny kitay izy nandre izany vaovao izany.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  37désappointé, déchu, surpris, qui n'a rien à dire. [1.3#419]

Teny iditra (3/6)38 maina
Sokajin-teny  39 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  40in vain. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  41en vain. [1.8]
Kamban-teny rehetra  42Fikambanana 4 amin' io teny io

Teny iditra (4/6)43 maina
Sokajin-teny  44 anarana
Fanazavàna teny frantsay  45(équivalent de maizina (merina) dans le sens d'obscur, à feuillage sombre, pour les arbres).
46Nom d'un arbre indéterminé utilisé autrefois pour tailler des pirogues monoxyles.. [Betsileo, Bezanozano, Tanala] [1.196]
Voambolana  47 Haizavamaniry

Teny iditra (5/6)48 maina
Sokajin-teny  49 anarana
Fanazavàna teny frantsay  50(de haina : sec, desséché).
51Nom d'un arbre à feuilles caduques, donnant des fruits comestibles (cité anciennement par A.
52Grandidier).. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  53 Haizavamaniry

Teny iditra (6/6)54 Maina
Sokajin-teny  55 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  56 Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  57 amany, 58 amina, 59 maina, Maina, 60 mania, Mania, mañia, 61 miaña, miana, 62 Naima

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05