|
|
|
|

Teny iditra1 Imerimanjaka
Singan-teny  2manjaka
Sokajin-teny  3 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4vohitra kely eo andafy andrefan' i Alasora, mifanao Alahamady sy Adimizana izy roa, elanelanim-tanimbary ary atsimon-Antananarivo.
5Ny bokin-dRainianjanoro sy ny gazety "Fanazavana" Juin 1930, ary ny Tantaran-ny Andrianan-i mompera Callet (takelaka 252-253) dia samy milaza azy ho isan-ny Tendrombohitra 12; fa ilay jeografy kely tranainy tamin-ny Tany gasy kosa tsy nilaza azy ao amin-ny fitanisany.... [1.10]
Voambolana  6 Haitoetany: tanàna
Mpanahaka  7 nytendrombohitraroambinifolo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/01