|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 hala-
Sokajin-teny  2 endritenin' ny hoe halatra

Teny iditra (2/3)3 hala
Sokajin-teny  4 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5tsy tiana. [Betsimisaraka] [1.78]
6Tsy fitiavana: Tsy tokony hasiana tombo sy hala ny ray aman-dreny.
7Tsy tiana, tsy tiana mainty, tsy tian-kojerena: Halako ny olona ratsy fanahy.
8Tiana be loatra: Halam-baratra ny hazo avo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9hated, detested, abhorred.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10haï, détesté. [Taisaka] [1.82]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  23Fikambanana 14 amin' io teny io
Ohabolana  24 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/3)25 hala
Sokajin-teny  26 anarana
Fanazavàna teny malagasy  27maingoka: Mihira fonofonoka tsy mahay ody hala. [Tambahoaka, Tanala, Tanosy] [1.78]
28maingoka. [Taifasy, Taisaka] [1.78]
29bibikely manaikitra. [Betsimisaraka] [1.78]
30Karazam-bibikely izay valo ny tongony, efatra andaniny avy, ary ny vatany mizara roa: ny tratrany izay miraikitra amin' ny lohany, ary ny kibony boribory lehibebe; mamoaka tsiranorano io kibony io, izay tonga kofehy manify rehefa tratran' ny rivotra, atao hoe landinkala. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  31a scorpion.
32[Mal.
33kala; Port Moresby makela.]. [1.2]
34a spider. [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  35scorpion. [Taisaka] [1.82]
36araignée. [1.8]
Voambolana  37 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Kamban-teny rehetra  38Fikambanana 7 amin' io teny io
Ohabolana  39 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  40Randzavola: hala ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  41 hala, 42 laha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02