|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mifankahala
Fototeny  2hala
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Samy tsy tia ny ankilany avy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to hate one another. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6se haïr mutuellement. [1.3#442]
7se détester réciproquement. [1.107]
Ohatra  8 Samy vinitra izy roa, mifankahala mafy sahady. [1.437#]
9 Efitra faharoa kosa, dia ilay iarahany amin' ny olombelona tahaka azy: dia izy mifanerasera sy mifampikasoka, ka mifankatia na mifankahala, mifamalifaly na mifanorisory. [2.296#]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Voambolana  14 Ontam-po

Teny iditra (2/2)15 mifankahalà
Fototeny  16hala
Sokajin-teny  17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifankahala [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  18 mifankahala, mifankahalà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03