|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 haba
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Firavaka mihorona boribory manodidina ny hatotanana.
4(Teny misy ifandraisana amin' ny haba: Hidivava, hosina, tsimikatona). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5a large silver ring worn as an ornament round the arms.. [1.2#216]
6a bracelet. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7bracelet fait d'une seule pièce. [1.3]
8bracelet. [1.8]
Ohatra  9 Ao ny nanome azy ranon-javatra hosotroina, ao ny nanome azy handroana, ao ny nanolotra karaza-menaka hihosorana, ao ny namatotra haba tamin' ny tanany na vakana tamin' ny vozony. [2.472]
10 Hividiananao haba volamena sy salovana. [2.499]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Kamban-teny rehetra  12Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/4)13 haba
Sokajin-teny  14 anarana
Fanazavàna teny malagasy  15Vola aloa ho hofantoerana (haban-tsena), na vola alaina amin' ny varotra eny an-tsena na mandalo ny toerana efa voadidy ho fakana izany.
16(Taloha raha tsy nanome vola ny tompon' entana, dia ny entam-barony mihitsy no angalana mba hatao baba: ohatra, ny rofia iray lanjana dia nakana iray singotra ho haba). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17taxes or tribute paid to the sovereign as an acknowledgement of submission.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  18taxe imposée aux marchands des divers marchés, patente, octroi, péage. [1.3]

Teny iditra (3/4)19 haba
Sokajin-teny  20 anarana
Fanazavàna teny anglisy  21for havana. [Provincial] [1.2]

Teny iditra (4/4)22 haba
Sokajin-teny  23 tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  24an exclamation of admiration in seeing something that makes one laugh. [Provincial]
25thank you; a word used after receiving a favour.
26Haba, tompoko e (thank you, sir) Comp.
27arahaba. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  28interjection, cri d'admiration qui prête à rire.. [Tankarana] [1.19]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :

Fivaditsoratra  31 baha, 32 haba

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08