|
|
|
|

Teny iditra1 firaisan-kina
Singan-teny  2firaisana, 3hina
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5Fifanarahana, fane kena hiaraka amin' ny fanaovan-javatra iray. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6unity of purpose. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7union d'efforts, solidarité. [1.8]
[firaisankina] 8solidarité. [1.13]
Ohatra  9 Tsy atoroko anareo ny firaisankina. [2.895#78]
10 Ny firaisan-kina no fanalam-pahoriana [2.558]
11 Samy manana izay firaisankina mety ho vitany sy ahitany tombontsoa. [1.369]
12 Fa amin' izany ny firenena homeko molotra madio hiantsoan' izy rehetra ny anaran' ny Tompo sy hanompoany azy amim-piraisan-kina [2.996#43.3.9]
13 Ny tolom-piavotana, mbamin'ny fitondran-tena amin' ny maha olom-pirenena sy ny firaisan-kinany no averimberina any an-tsekoly [2.606#116]
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 firaisan-kina, 16 siranakanify

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02