|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fahazato
Fototeny  2zato
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  [fahazatony] 4a hundredth. [1.2#797]
5a hundredth part, percent. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [fahazatony] 6la centième partie. [1.3#869]
[fahazato] 7le centième. [1.3#869]
8le centième, pourcent. [1.8]
Ohatra  9 Ny taona 1918 dia fankalazana ny fahazato taonan' ny nidiran' ny Filazantsara teto Madagasikara. [2.356#]
10 fa mbola maty tanora ihany ny maty amin' ny fahazato taonany, ary efa zato taona ny mpanota vao ho tratry ny ozona. [2.996#]
Voambolana  11 Matematika: rafitrisa
Mpanahaka  12 ampahazato

Teny iditra (2/2)13 fahazato
Fototeny  14zato
Sokajin-teny  15 anarana
Fanazavàna teny anglisy  16one hundred fathoms long. [1.2#797]
Fanazavàna teny frantsay  17cent brasses. [1.3#869]
Voambolana  18 Toerana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07