|
|
|
|

Teny iditra1 Betanimena
Singan-teny  2be, 3tany, 4mena
Sokajin-teny  5 anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  6foko iray amin' ny Betsimisaraka, izay monina ao atsimon' i Toamasina ka hatramin' ny vavan' ny ony Mangoro, dia eo amin' ny fizarantanin' Andevoranto sy Vatomandry izany.
7Fahiny dia natao hoe Tsikoa (tsy mety mikoy), na Tsitambala (tsy voafefin' ny vala) io foko io.
8Indray andro anefa, hono, raha mbola revo niasa teny an-tanimbaty iny indrindra izy rehetra, dia avy namely azy tampoka Ratsimilaho, mpanjaka tao avaratra.
9Avy hatrany dia niantrana hiaro tena ny Tsikoa, tsy nahasasa tongotra intsony, fa tongotra aman-tanana feno fotaka no nentiny miady; dia naraikitry ny mpiady aminy how "Betanimena" ny anarany.. [1.10]
Fanazavàna teny anglisy  10The name of a tribe.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11nom donné aux Tsikoa ou Betsimisaraka du Sud conduits à la guerre contre les Betsimisaraka du Nord, vers 1710, par Ramanano.
12Leur nom de Betanimea leur vint dans les circonstances suivantes: n’ayant pu déloger les Tsikoa retranchés dans leur fort de Fénérive, les Betsimisaraka du Nord, dits aussi Antavaratra, feignirent de se retirer.
13Les Tsikoa, rassurés, de descendre alors dans leurs champs pour planter du riz; mais les Antavaratra, ayant fait une rapide virevolte, les y surprirent tout couverts de boue latéritique (tanimena).
14A partir de cette date, leurs adversaires leur donnèrent le surnom de Betanimena. [1.11]
Ohatra  15 Ireo no nahazo anaram-bositra hoe Tsikoa na betanimena na Tsitambala. [2.508#]
Voambolana  16 Tantara: firenena
Tovy hevitra  17tsikoa, tsitambala
Teny nalaina  18 Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  19 Antimenabe, 20 Betanimena

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02