|
|
|
|

Teny iditra1 Tsikoa
Sokajin-teny  2 anaram-poko
Fanazavàna teny frantsay  3(tsy azo akoa = lesquel peut rien faire): Nom du clan Betsimisaraka du Sud ou Antatsimo appelés aussi Betanimena qui guerroyaient contre les Betsimisaraka du Nord sous la conduite de Ramanano. [1.11]
Ohatra  4 Tiako ny hanafaka ny tsikoa amin' ny fanandevozana. [2.113#]
5 Ireo no nahazo anaram-bositra hoe tsikoa na Betanimena na Tsitambala. [2.508#]
Voambolana  6 Tantara: firenena
Tovy hevitra  7betanimena, tsitambala

Fivaditsoratra  8 akotsy, 9 kaitso, 10 kitsao, 11 Kosita, 12 satoky, 13 Sokita, sôkita, 14 tosika, 15 tsakoy, 16 Tsikoa, 17 tsioka, 18 tsokia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02