|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/7) | 1 baràka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3voninahitra.
[Tambahoaka, Taisaka, Tanala]
[1.78] 4hasina. [Taisaka] [1.78] 5haja. [Tanala] [1.78] 6voninahitra. [1.1, 1.62] 7boròka, zo aman-kaja, laza tsara ananan' ny olona tsirairay. [1.62] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8honour, fame, respect, reputation.
9It is only used with afaka and ala [Heb. 10Berakah, blessing; Swa. 11Baraka, blessing; barakoa is the mask used by Mahommeddan women.]. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12honneur, réputation.
[1.3] 13honneur. [Taisaka] [1.82] |
| Ohatra |
14 Tsy manaiky aho fa ny barakako mihitsy no nalanao tamin' ny nitenenanao ahy teo imason' ny olona rehetra teo
[1.1]
|
| Kamban-teny rehetra | 15Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/7) | 16 baràka |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
18voaly manarona ny hatreo ambany maso no midina amin' ny tarehin' ny vehivavy silamo.
[1.62] |
| Teny iditra (3/7) | 19 baraka |
| Sokajin-teny | 20 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
21elabakàka manampina ny lalanjaza amin'ny tovovavy mbola tsy nanao firaisana.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
22hymen.
[1.13] |
| Voambolana | 23 Haiaina |
| Tovy hevitra | 24sarom-pivaviana |
| Kamban-teny rehetra | 25Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Teny iditra (4/7) | 26 baraka |
| Sokajin-teny | 27 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
28henatra.
[Betsimisaraka, Sihanaka]
[1.78] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (5/7) | 30 baraka |
| Sokajin-teny | 31 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
32hatramin'.
[Betsimisaraka]
[1.78] |
| Kamban-teny rehetra | 33barakizay |
| Teny iditra (6/7) | 34 Baraka |
| Sokajin-teny | 35 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
36Barak.
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
37Baraq.
[2.996] |
| Ohatra |
38 Ary nantsoin'i baraka ho any Kadesy ny Zebolona sy ny Naftaly;
[2.996]
|
| Voambolana | 39 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 40Toko sy andininy momba Baraka |
| Lahatsoratra | 41Randzavola: Baraka ao amin' ny Baiboly |
| Teny iditra (7/7) | 42 Barakà |
| Sokajin-teny | 43 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
44Berachah.
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
45Beraka.
[2.996] |
| Voambolana | 46 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 47beraka |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 48Toko sy andininy momba Barakà |
| Fivaditsoratra | 49 Bakara, 50 Baraka, Barakà, baraka, baràka, 51 karaba, 52 rabaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|