|
|
|
|

Teny iditra1 anaka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3zanaka. [Bara, Betsileo] [1.78]
4Teny mitovy tsy misy hafa amin' ny hoe zanaka, saingy tsy fampiasa afa-tsy amin' ireto fombam-pehezanteny manaraka ireto: a) raha misy mpamaritra anarana eo alohany: Efa lehibe anaka Razay ~ Maro anaka izy ~ Vao maty anaka Rabe.
5b) raha atao teny enti-miantso: Hendre tsara, anaka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6a child, the young of anything; any one treated with affection; an affectionate and respectful mode of address.
7Avia, anaka, Come, child.
8This word anaka is also always used in the provinces where zanaka would be used in Imerina.
9[Mal.
10anak.]. [1.2]
11a child. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12enfant, mon cher enfant:. [1.8]
Ohatra  13 " "Eny, anaka," hoy Rafotsibe, "fa misaotra anareo aho. [2.293]
14 Izao no teniko aminao anaka: [2.324]
15 Efa lehibe anaka izy Ravokatra: [2.470]
16 Nanana anaka i Neny tamin' iny taona nahafahako fanadinana iny. [2.472]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  21Fikambanana 35 amin' io teny io
Ohabolana  22 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  23Randzavola: anaka ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  24 akana, akàna, Akana, 25 anaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03