|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mpianaka |
| Fototeny | 2anaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Teny entina hilazana olona roa nifampiteraka, izany hoe ny iray nateraky ny iray, na olona azo heverina ho toy izany amin' ny taonany na ara-pihavanana; ny fifandraisan' ny ray na ny reny amin' ny zanaka ara-pihavanana: Mpianaka Imboasalama sy Ranavalonandriambelomasina.
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 5 manapika, 6 manipaka, 7 mipanaka, 8 mpanaika, 9 mpianaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|