| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : varo-maty
|
|
|
| Ohabolana 1 | Ny fanambadiana tsy mba varo-maty fa fehivava : tsy mba lolo ka honina an-kasarotana. [2.415 #1391]
|
| Dikanteny frantsay | Le mariage n'est pas une vente définitive mais un contrat résiliable ; les époux ne sont pas comme les papillons qui vont habiter dans des endroits difficiles. [2.415 #1391]
|
| Fanazavana frantsay | Les époux se séparent quand il y a des difficultés. [2.415 #1391]
|
|
|
| Ohabolana 2 | Varidimiventy namidy takotra, ka varo-maty mandrakizay. [2.558 #4860]
Varidimiventy namidy takotra : varo-maty mandrakizay. [2.653 #3624]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|