|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 amidy |
| Fototeny | 2vidy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Omena hovidiana: Amidinao ve itỳ vorona itỳ?.
5Entina mividy: Iny vola roapolo, ka ariary folo hamidy siramamy ary ariary folo hamidy sigara. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6see vidy..
[1.2] 7to be sold; for sale. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8qu'on vend; à vendre.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13mora amidy |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 15 amidy, 16 i mady, 17 miady, 18 midia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|