| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : tontolo
|
|
|
| Ohabolana 1 | Homeko azy ny anio tontolo andro, fa ny farany ho ahy. [2.415 #3643]
|
| Dikanteny frantsay | Je lui donne le présent en échange de l' avenir. [2.415 #3643]
|
| Fanazavana frantsay | Paroles du roi Andriantompokoindrindra en faveur de son frère Andrianjaka, pour assurer à ses descendants, certains avantages stipulés ; elles sont passées en proverbe. [2.415 #3643]
|
|
|
| Ohabolana 2 | Raha tonga izay fotoana, ka tapaka ny andro, dia iambohoana izao tontolo izao. [2.415 #2916]
|
| Dikanteny frantsay | Lorsqu' arrive le terme et que le fil des jours est rompu, alors il faut tourner le dos à ce monde. [2.415 #2916]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|