|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 omena |
| Fototeny | 2ome |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Afoy: Omeko anao ity boky ity.
5Atolotra: Omeo ahy kely io antsy io. 6Tolorana: Omeo antsy kely aho handidiaho hena. 7Asiana: Omena tehamaina, daka. 8Tolorana (zavatra) hohanina, hosotroina: Omeo fanafody ny marary. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9to be given, to be presented..
[1.2] 10to be given. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11qu'on donne, à qui on donne.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 17Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 19 Enoma, 20 Manoe, 21 menao, 22 Noema, 23 omena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|