|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : saingona | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Matavy anarana, fa mahia tena hoatry ny saingona. [2.415 #1654]
Matavy anarana, Matavy anarana ohatra ny saingona. [2.558] Tahaka ny saingona : matavy anarana, fa mahia tena. [2.653 #2963] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Gros de nom et maigre de corps comme l' herbe qu' on nomme saingona. [2.415 #1654] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Le même mot qui signifie gros, est le nom d' une herbe longue servant à couvrir le faîtage des maisons. [2.415 #1654] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|