|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : sahazany | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Kapiteny rainazy : mitoto vary ho any ny sahazany. [2.653 #1233]
Kapiteny rainazy: mitoto vary ho an' ny sahazany. [2.558 #1598, 1.1] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Ny olona mpiasabe no matetika malemy loatra ka izy indray no manao ny anjara asan' ny olona eo ambany fifehezany. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|