|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kapiteny |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3manamboninahitra amin' ny foloalindahy an-tanety sy ana habakabaka, ambonin' ny lietnà ary ambanin' ny komandà; mitovy fahamboniana amin' ny lieutenant de vaisseau amin' ny tanisa andranomasina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4a captain.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5capitaine.
[1.8] |
| Ohatra |
6 Manao ahoana, hono, ny kapiteny Cadet?
[2.643#]
7 Gaga ry zareo fa hay kapiteny kely mainty hoditra ilay izy. [2.472#] |
| Voambolana | 8 Miaramila |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 10Randzavola: kapiteny ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | 11 kapiteny, 12 pitanike |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|