|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : mpirafy | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Iray trano fa tsy iray raharaha toa mpirafy. [2.165 #1818]
Nahoana no iray trano tsy iray hevitra toa mpirafy ? [2.558] Nahoana no iray trano tsy iray raharaha, toa mpirafy ? [2.415 #1429, 2.653 #2045] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Être dans la même maison, sans avoir les mêmes occupations, comme les femmes d' un polygame. [2.165]
Pourquoi habiter la même maison sans s' occuper des mêmes affaires, comme les femmes d' un polygame. [2.415 #1429] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Se disait du manque d' accord. [2.415 #1429] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|