| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : mitokelaka
|
|
|
| Ohabolana 1 | Banga mihomehy ka any ivoho vao mitokelaka. [2.558 #842]
Banga mihomehy : miamboho vao mitokelaka. [2.415 #6447, 2.653 #730, 1.1]
|
| Fanazavana malagasy | Enti-milaza ireo olona mba mahalala menatra ihany ka tsy sahy mampiseho ny toetra ratsy imasom-bahoaka. [1.1]
|
| Dikanteny frantsay | Édenté qui rit : il se retourne pour éclater de rire. [2.415 #6447]
|
| Fanazavana frantsay | Il serait confus de montrer sa bouche sans dents. [2.415 #6447]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|