|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : miketriketrika | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Mitsaha-ketrika ohatra ny vary sosoa voatampo-drano. [1.1]
Mitsaha-miketriketrika tahaka ny sosoa voatampo-drano. [2.558 #2490] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Enti-milaza olona na zavatra nanajanona ny asany na nijanona tampoka fa nisy nanakivy na nanao hasomparana. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|