|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ketrika |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Feo heno mikotrakotraka amin' ny fitanehana ny nahandro.
4fahandroana sakafo. [1.1] 5fahandroana maharitra amin'ny afo antonony. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6cuisson.
[1.13] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 21 Toe-karena: hanina |
| Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 23 kekitra, 24 ketraky, 25 ketrika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|