|
|
|
|

Teny iditra1 sosoa
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Vary andrahoina malemy misy ranony. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4rice cooked soft with much water, usually served at breakfast. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5riz cuit avec beaucoup d'eau et qui se mange au petit déjeuner. [1.8]
6Sorte de soupe épaisse ou de brouet préparés avec divers légumes cuits à grande eau ou dans du lait.
7Anciennement, on en distinguait de nombreuses catégories : sosoa berano, sosoam-bomanga, sosoa misitra, sosoa mohaka, sosoa ridritra.
8De nos jours sosoa désigne surtout le riz cuit à grande eau qu'on mange au repas du matin ; c'est le petit déjeuner malgache ou le soir au diner.. [1.196]
Ohatra  9 Amboary io, Rainilaima, hoy izy, fa izaho 'ndeha hantsaka rano hanaovana sosoa ho an-dRazay [2.324]
10 Toa gaga ihany koa izy, satria nanaronana sosoa maraina sy nasaina nihinana tao an-dakozia. [2.470]
Voambolana  11 Toe-karena: hanina
Kamban-teny rehetra  12Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 ososa, 15 sosao, 16 sosoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02