|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : mikaike | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Mamo mikaike polisy. [1.68]
Ny mamo indray no miantso fokonolona:. [2.558 #198] Ny mamo indray no miantso polisy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Ny mamo indray no miantso polisy. [1.1]
Enti-milaza ny mamo mitabataba ka manintona ny mason' ny polisy; heviny: ny olona manao ratsy indray no mitolo-tena amin' ny manam-pahefana. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Un ivrogne qui appelle la police. [1.68] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|