|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 polisy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Olona manao fanamiana manokana, mitandrina ny filaminana ao an-tanàna: Miantso polisy ~ Polisin-dalana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4the police, a police constable.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5la police; agent de police.
[1.8] |
| Ohatra |
6 Tonga teto ny polisy, nefa tsy nahita azy intsony.
[2.472]
7 Tsy mba samborin' ny polisy ve izy ireny, ry Dada? [2.470] 8 Ny polisy nanao famotorana sy nanoratra avy koa no nijanona. [2.4#] |
| Voambolana | 9 Lalàna |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|