| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : mandriaka
|
|
|
| Ohabolana 1 | Fehy tafik' Andrianalinalina : tsy basy mipoaka, tsy ra mandriaka, ka fatin' olona koa eran-tany. [2.415 #418]
|
| Dikanteny frantsay | Conduire l' armée à la manière d' Andrianalinalina : les fusils ne partent pas, le sang ne coule pas, et cependant la terre est jonchée de cadavres. [2.415 #418]
|
| Fanazavana frantsay | Le chef Andrianalinalina administrait le tanguin à ses soldats qui mouraient empoisonnés. Se disait des chefs qui traitaient mal leurs soldats. [2.415 #418]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|