|
|
|
|

Teny iditra1 mandriaka
Fototeny  2riaka
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Latsaka be dia be (rano): Nandriaka ny ranonorana tamin' ny asabotsy hariva.
5Mikoriana be dia be: Nandriaka ny ranomasony tamin' ny nahafatesan-dreniny.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to flow as a torrent, to flow in abundance. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7couler par torrents, couler en abondance. [1.8]
Kamban-teny rehetra  8ra mandriaka
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 mandraika, 11 mandriaka, 12 miandraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02