|
|
|
|

Teny iditra1 mipoaka
Fototeny  2poaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mamoaka feo mafy tampoka mirefotra (vato, vanja, basy, tafondro): Nipoaka ny tafondro ka nihovotrovotra ny trano.
5Vaky miparitaka tampoka: Nipoaha ny fitaratra voan' ny vato.
6(masoandro na ny andro) Miposaka, na amin' ny maraina na rehefa avy nandalo tao anaty rahona: Efa mipoaka ny andro ka andeha hanahy ny vary.
7Mivoaka miseho hita ety ivelany, mirofotra: Tsy mbola nipoaka ny kitrotron' ny zanany.
8Miseho miharihary, vaky: Nipoaka ny tetiky ry zareo ka henatra foana no hitany.
9Nipoako ny ady lehibe no teraka ny zandriko.
10Misy bontsina miseho, miempaka: Nipoaka ny tanako tamin' ny asa angady omaly sy afakomaly.
11Mihamahia: Nipoaka Rakoto hatramin' izay naharariany izay. [1.1]
12miposaka (masoandro). [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  13to burst, to explode. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14éclater, exploser. [1.8]
15exploser. [1.13]
Haiendriteny 
16 Ny ankehitriny :
17 Ny lasa :
18 Ny hoavy :
19 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  20Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  21 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  22 miapoka, 23 mipaoka, 24 mipoaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02