| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : mandamaka
|
|
|
| Ohabolana 1 | Boka nandamaka taninketsa : ka ny mamono dia no ventin-draharaha. [2.558]
|
|
|
| Ohabolana 2 | Boka nandamaka taninketsa : ny mandamaka leo ihany, fa ny mamono dia no tsy tanty. [2.415 #1980, 2.653]
|
| Dikanteny frantsay | Lépreux qui nivelle une terre, pour faire les semis le riz : niveler, ce n'est rien, mais le difficile c' est de faire disparaître les traces du travailleur. [2.415 #1980]
|
| Fanazavana frantsay | Se disait des travaux mal faits. [2.415 #1980]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|