|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tanty |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Haron-kely fasiana ny vary hanina amin' ny indray andro; harona fisapisaka anantazan-javatra; ravin' akondro asiana ny vary miharo ronono sy tantely hanina amin' ny fandroana.
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 16Fikambanana 8 amin' io teny io |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 18 tanty |
| Sokajin-teny | 19 matoanteny mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
20Azo iaretana sy ihafiana, zaka: Tsy tanty ny hatsiaka androany izany.
21Azo leferina, lefitra: Tantinao ve izany teny feno eso izany. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
22endured.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
23qu'on supporte.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 27Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 28 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|