|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : laharana | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Mandrava laharana, mandrava sivana. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Manakorontan-javatra, tsy mahay mandamina fa mampisaritaka. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Mitovia laharana fa hisaka. [2.558 #2485, 2.653 #1893] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 3 | Mitovy laharana ka iray alahelo, fa ny tsy | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|