|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : Imanga | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Imanga no nantsoina ka ako no namaly. [1.62 #37]
Imanga no nantsoina ka Iako no namaly. [2.558 #1421] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Tsy izay nampoizina na nantenaina no miseho fa zavatra hafa mihitsy. [1.62 #37] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|