|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 antsoina |
| Fototeny | 2antso |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Asaina tonga na manatona amin' ny alalan' ny feo na hofa lamba na fihetsika: Nantsoin-dRakoto ny zanany fa tsy namaly.
5Ehina, vorina: Nantsoina ny fokonolona hihaino kabary. 6Asiana, omena anarana: Rakoto, izay antaoina koa hoe Rainizafy. 7Ampanalaina: Nantsoina ny dokotera fa mafy ny aretina. 8Fidina, tendrena: Nantsoin' ny Filohan' ny Nosy izy hiandraikitra ny fitantanana ny vola. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.2] 9to be called. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10qu'on appelle.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 16 aantsony, 17 ananotsy, 18 Antanosy, 19 antsiona, 20 antsoina, 21 asintona, 22 santiona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|