|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : ifanapahana | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Ny teraka tsy ifanapahana, fa izay velona no rain' ny zaza. [2.558 #3295, 2.653 #2502] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Tapa-balala iray ifanapahana. [2.415 #5229] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Moitié de sauterelle qu'on se partage encore. [2.415 #5229] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Se disait de l' entente parfaite. [2.415 #5229] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|