|
|
|
|

Teny iditra1 ifanapahana
Fototeny  2tapaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny fameno
Ohatra  4 Ny teraka tsy ifanapahana, fa izay velona no rain' ny zaza. [2.558]
5 jereo fa izy samy voatavo tsy mifan-draka aza mahalala ny "valala iray ifanapahana" , ary "homan-tsy mizara, hono, kapakapa lela". [2.297]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 fanapiahana, 11 ifanapahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02