| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : iambohoana
|
|
|
| Ohabolana 1 | Andriamanitra tsy azo iambohoana. [2.415 #9]
|
| Dikanteny frantsay | Impossible de tourner le dos à Dieu. [2.415 #9]
|
| Fanazavana frantsay | Dieu voit tout ; il voit devant nous et derrière nous. [2.415 #9]
|
|
|
| Ohabolana 2 | Iambohoana mahefa, ary atrehina mahavita. [2.415 #3799]
|
| Dikanteny frantsay | Qu' on tourne le dos ou qu' on soit présent, il travaille. [2.415 #3799]
|
| Fanazavana frantsay | Se disait des gens consciencieux dans le travail, des gens sur lesquels on peut compter. [2.415 #3799]
|
|
|
| Ohabolana 3 | Raha tonga izay fotoana, ka tapaka ny andro, dia iambohoana izao tontolo izao. [2.415 #2916]
|
| Dikanteny frantsay | Lorsqu' arrive le terme et que le fil des jours est rompu, alors il faut tourner le dos à ce monde. [2.415 #2916]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|