|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : hariharin-taolana | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Toy ilay tongotr' ondry nahafahan-kodiny : ka sady kely no ankanifisana. [2.558 #4237]
Toy ny tongotr' omby ahafahan-kodiny, ka hariharin-taolana sisa. [2.165 #1476] Toy ny tongotr' ondry nahafahan-kodiny : ka sady kely no an-kanifisana. [2.558 #4331] Tongotr' ondry ahafahan-kodiny : hariharin-taolana no sisa. [2.558 #4196, 2.653 #3132] Tongotr' ondry ahafahan-kodiny, sady kely no an-kanifisana. [2.653 #3133] Tongotr' ondry ahafan-kodiny, hariharin-taolana no sisa. [2.165 #1335] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Des pieds de mouton sans la peau, il n' y reste que les os. [2.165]
Pareil au pied écorché d' un bœuf: il n' y reste plus que les os. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Ce qui montre que le mouton n' est pas fameux à Madagascar. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|