| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : harem-boatondro
|
|
|
| Ohabolana 1 | Firain' ny vava fito saha; firain' ny harem-boantondro. [2.165 #802]
Firain' ny vava fito saha, firain' ny harem-boan-tondro ; ny ataon' ny vava tsy araka ny aina. [2.653 #962]
Firain' ny vava fito saha, firain' ny harem-boatondro, ny ataon' ny vava tsy araka ny aina. [2.558 #1162]
|
| Dikanteny frantsay | A l' entendre il aura sept champs; d' après ses moyens il en aura la largeur d' un doigt. [2.165]
|
| Fanazavana frantsay | C' est un vantard! [2.165]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|