|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : harato | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Aza manao rary harato, mifanakaiky nefa tsy mihaona. [2.558 #559]
Aza manao rary harato, railahy: mifanakaiky, kanefa tsy mihaona. [2.653 #491] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Rary harato (isika mirahalahy): mihaona ihany, fa tsy mipaka. [2.653]
Rary harato : mihaona ihany fa tsy mipaka. [2.558 #3720] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|