|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifanakaiky |
| Fototeny | 2akaiky |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny frantsay |
4être proche l'un de l'autre.
[1.5] |
| Ohatra |
5 Fito lahy ny mpimasy, mifanakaiky toerana.
[2.472]
6 Nifanakaiky loatra ny andro nanoratana azy ka tsy mahagaga akoly ny fitoviana toy izany. [1.38] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|