|
|
|
|
Fikambanana 7 amin' ny teny
sendra
Kamban-teny (7)
1
nikororoka vary ka sendra rivotra
2
nitady toko ka sendra vato
3
raha sendra
4
sendaotra
5
sendra mahita
6
sendra ny mangidy tsy telina
7
sendra tolona tsy omby tratra