|
|
|
|
Fikambanana 20 amin' ny teny
mahita
(#1)
Kamban-teny (20)
1
Bara mahita riake
2
filan-draha tsy mahita
3
hahita raharaha amiko ianao
4
hataoko tsy mahita ravin' avaratra avy amiko
5
hikapa hahita ny tonony, handidy hahita ny vaniny
6
mahita angano
7
mahita mangirana kely
8
mahita masoandro
9
mahita volana alohan' i Habiby
10
mahita volana alohan' ny biby
11
manao filan-draha tsy mahita
12
manao tovolahy mahita fotsimbary
13
maso mahita vola
14
nahita faisana
15
nahita loza foana teo isika
16
sendra mahita
17
tsy mahita izay ambonin' ny tany
18
tsy mahita izay atsimo sy avaratra
19
tsy mahita mangirana
20
vatomahita